|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 n' lapabe |
| Singan-teny | 2n' lapa, 3be |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Toy ny n'lapa ihany fa ngeza sady mavesatra, misy tongony vita sokitra ary tsy dia afindra toerana loatra; isan'ny amponga masina tsy mba fampiasa amin'ny lanonana sasany..
[1.1] |
| Voambolana | 6 Feon-kira: zavamaneno |
| Renianarana |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|